|
|
|
|

Entrée1  firenena
Partie du discours  2  nom
Radical  3  reny
Explications en malgache  4  [1.1] Vahoaka iray tany, teny sy fomba, ka miray monina amin' ny fanjakana iray: Ny firenena malagasy
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] a nation
6  [1.2] a clan, a race, a tribe
7  [1.7] a people
Explications en français  8  [1.3, 1.8] nation
9  [1.3] tribu, caste, peuplade, race, famille
10  [1.8] peuple
Exemples  11  [2.5] Ary hafa firenena maro no efa henoko loa-bolana fa ny tenin' i Albert dia mihoa-danja noho ny sora-tànana sasany.
12  [2.503] Andian-javatra roa lehibe no maha-firenena ny firenena.
Morphologie 
13  Simple :
14  Préfixée :
Tous les mots composés  15  20 mots contenant firenena
Vocabulaire  16  Politique
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot firenena
Article  18  Randzavola: firenena ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/09/13