|
|
|
|

Teny iditra1  fisaina
Fototeny  2 saina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina misaina, mihevitra: Ny fisainako tsy fisainanareo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 manière de penser, de réfléchir [1.3#560]
Ohatra  6  Fanagasiana ny fomba fisaina sy ny maha-olona. [2.503#]
7  Ny tanàn-dehibe koa no tena mpanabe mivantana amin'ny fomba fiaina sy fomba fisaina vaovao. [2.606#]
8  Tsy mba nahazo io anjara lova io kosa ny mpiasa mafy ady, tsy manana fiteny na fisaina momba izany izy. [1.369#]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 fanisia, fisaina, 11 fisiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02