Entrée | 1 fisaritahana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 saritaka |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fikorontanana: Fisaritahana re izany teo an-tsena tamin' ilay rotaka farany iny! Fisafotofotoana: Ahoana no hahitana izay taratasinao izay amin' izao fisaritahan' ny bokinao izao! Fifaningotsingoran-tady na kofehy tsy hita lany: Jereo itỳ fisaritahan' ny kofehy: ho very andro foana eo ianao hitady ny laniny roa! |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |