Entrée | fisavasavana (savasava (sava)) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanalana na fampihatahana izay manelingelina: Ny fisavasavana ny raviny, hoy ny ohabolana iray, no ahitana ny fotony [1.1] | |
Anagrammes | fisavasavana, fivasavasana |
Mis à jour le 2023/01/20 |