Entrée | fisivanana (sivana) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fandalovana amin' ny sivana, amin' ny makarakara vy fanintsanana Fifantenana, fitsikerana mba hahitana izay tsara ihany: Ireto mpihira ireto no voatana taorian' ny fisivanana faharoa Fanintsanana [1.1] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |