| Entrée | 1 fisoirana | 
| Radical | 2 soitra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fisavasavana ny lavenona na ny vain'afo amin'ny hazo kely lavalava; fakana voankazo amin'ny hazo marani-doha; fandentehan'ny omby ny tandrony amin'ny tany. [1.1] | 
| Anagrammes | 5 fisoirana, 6 isiforana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |