| Entrée | 1 fisolampiana |
| Radical | 2 solampy |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Toetran' ny zavatra kisolosolo, tsy marin-tampona; fandriana ila, fikisolosoloana: Tsy aza anorenan-trano itỳ tany itỳ noho ny fisolampiany [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|