|
|
|
|

Teny iditra1 fisondrotra
Fototeny  2sondrotra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina misondrotra, miakatra ambony, misavoana, na mitombo, miakatra voninahitra (jer. Fisondrotana). [1.1]
Tovy hevitra  5fisondrotana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12