|
|
|
|

Teny iditra1 fisononoka
Fototeny  2sononoka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran'ny zavatra misononoka, mandeha moramora tsy misy miantsambotsambotra, mizotra milamina tsara. [1.1]
Tovy hevitra  5fisononohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12