| Entrée | 1 fisoratana |
| Radical | 2 soratra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanoratana ny anarana: Amin' ny talata no faron' ny fisoratana amin' ny fanadinana Fandatsahana an-tsoratza ny fanambadiana: Lasa nividy akanjo hoentina amin' ny fisoratana ny zanakovavy [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|