|
|
|
|

Teny iditra1  fisotro
Fototeny  2 sotro
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina misotro: Ataovy fisotro ranon'akoho ka ny kely azo andrandraina.
5 Zavatra sotroina: Fadio ny fisotro mahamamo.
6 Azo sotroina: Tsy fisotro ny rano amin'itỳ fantsakana itỳ [1.1]
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  fisotro, 9 tsirofo, 10 tsofory

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08