| Entrée (1/2) | 1 fitafy | 
| Radical | 2 tafy | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fomba entina mitafy, izany hoe manisy lamba manarona ny tena: Somary agoragora no fitafin'ny vehivavy sasany lamba rehefa mianjaika. [1.1] | 
| Explications en français | 5   état de celui qui est vêtu manière de se vêtir [1.3] | 
| Exemples | 6   ny vahiny amin' Iarivo ihany no tsy ampy fitafy toy izany.
[2.470] 7 ny sasany nividy lamba soga hatao fitafy na nanapaka hatao akanjo. [2.356] 8 Tsy mahay mahita olona hafahafa fomba fitafy, ka tandremana ny fitafy. [2.245] | 
| Morphologie | 
 | 
| Entrée (2/2) | 11 fitafy | 
| Partie du discours | 12 adjectif | 
| Explications en malgache | 13   Azo tafina: Tsy mba fitafy itony lamba itony, ry Bozy a! [1.1] | 
| Exemples | 14   Tsy mahay mahita olona hafahafa fomba fitafy, ka tandremana ny fitafy.
[2.245] | 
| Anagrammes | 15 fatify, 16 fitafy | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |