|
|
|
|

Teny iditra1  fitahiana
Fototeny  2 tahy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanampiana, fitsimbinana: Sitrana ihany izy noho ny fitahian'Andriamanitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a blessing, a benediction [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 bénédiction ; cf. tsoka [1.8]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  fitahiana, 8 ifitahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08