|
|
|
|

Entrée1  fiteny
Partie du discours  2  nom
Radical  3  teny
Explications en malgache  4  [1.1] Teny iombonan' antokon' olona iray, izay saika mandrakariva iray firenena: Mirindra aoka izany ny fiteny malagasy.
Fomba entina miteny: Mahitsy fiteny io zaza io izany
Zavatra lazaina: Niova fiteny ianao izany
Fomba na baiko atao fifandraisana: Fiteny tsy fantatra ny an' ny biby
Azo tenenina: Teny tsy fiteny eo imason' olom-pady izany
Explications en anglais  5  [1.7] a language
the customary way of speaking
Explications en français  6  [1.3#696, 1.8] manière de parler
7  [1.3#696] le language
ce qu'on peut défendre
8  [1.8] une langue
Exemples  9  [2.470] Nony kelikely, azon' I Lidy an-tsaina fa Komoriana ity olona hafahafa fiteny ity;
10  [2.471] Azon' ny fanjakana atao ny manambany anao, na amin' ny fiteny na ny fihetsika.
Morphologie 
11  Simple :
12  Préfixée :
Tous les mots composés  13  15 mots contenant fiteny
Vocabulaire  14  Linguistique
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot fiteny

Mis à jour le 2025/09/13