Entrée |
fitodiana
(tody)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fahatongavana an-tseranana: Amin' ny dimy maraina ny fitodian' ny sambo [1.1]
|
Explications en anglais | A harbor; an airport [1.7]
|
Explications en français | Port, havre; aéroport [1.8]
|
Exemples |
1 | Nony tonga teo amin' ny fitodiana teo amoron' i Manampatra izy, dia nijanona.
[2.499]
|
2 | Efa-bolana sy tapany eo ho eo no naharetan' ny dia an-tsambo sitimo hatreo Toamasina mankany Bordeaux na ny miverina, raha tsy mijanonjanona ela loatra amin' ny fitodiana.
[2.366]
|
|
Vocabulaire |
Synonymes | ~ |
Mots composés |
|
|