|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fitokana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  toka
Explications en malgache  4  [1.1] Firariana hahery na fanozonana ho resy: Hohenoin' i Zanahary anie ny fitokànao

Entrée (2/2)5  fitokana
Partie du discours  6  nom
Radical  7  tokana
Explications en malgache  8  [1.1] Fomba entina mitokana, izany hoe mankalaza (zavatra) am-pahibemaso alohan' ny hampiasana azy

Anagrammes  9 fiantoka, 10 fikatona, 11 fikotana, 12 fitakona, 13 fitokana, 14 fitonàka

Mis à jour le 2025/09/12