|
|
|
|

Entrée1  fitokanana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  tokana
Explications en malgache  4  [1.1] Fipetrahana na fivelomana irery tsy mikambana amin' ny hafa: Angamba mahafinaritra anao ny fitokanana atỳ antany efitra atỳ, fa raha sanatria marary kosa ianao, dia ho sahirana
Fankalazana zavatra vaovao iray ampahibemaso alohan' ny hampiasana azy: Amin' ny alahady izao ny fitokanana ny fiangonanay any ambanivohitra.
Explications en anglais  5  [1.7] isolation; a being apart; an act of consecration or dedication:
Explications en français  6  [1.8] isolement, séparation ; acte de consécration ; cf. fanokanana
Exemples  7  [2.59#] tsy dia ny fitokanana ny trano fiangonana ao an-tanin drazana hiany no nahatongavako;
8  [2.472#] Amin' ny trano kely toy izany, tsy misy loatra ny tena fitokanana, ka izay natao saika nifankahitana avokoa.
Tous les mots composés 

Anagrammes  11 fikatonana, 12 fikotanana, 13 fitakonana, 14 fitokanana, 15 tafaonkina

Mis à jour le 2025/09/12