| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 fito lahy fito vavy | 
| Singan-teny | 2fito, 3lahy, 4vavy | 
| Sokajin-teny | 5 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
6 teny entin' ny olona mitso-drano ny mpanambady mba ho maro anaka, maro dimby [1.1] | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 | 
 |