|
|
|
|

Teny iditra1 fitotoana
Fototeny  2toto
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Famotipotehana zavatra: Fitotoana kafe
Fikosehana ny vary akotry hialan' ny hodiny: Ilana tanjaka ny fitotoam-bary [1.1]
Kamban-teny rehetra  5am-pitotoam-bary

Fivaditsoratra  6 fitotoana, 7 itotofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08