Entrée | fitsabahana (tsabaka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fangaronana amin' ny tanana: Maharikoriko ny fitsabahan' io zaza maloto io ny hanina Fidirana amin' ny toerana iray: Voarara ny fitsabahana amin' ny trano misy mararin' areti-mifindra Fiditridirana amin' ny raharahan' ny sasany: Tsy anjaranao ny fitsabahana amin' ny raharahan-tokantranonay [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |