Entrée | fitsantsanana (tsantsana) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanenoana mikarantsana: Ny fitsantsanan' ny kipantsona Famailaham-bava izay sady mikarantsana no mampiseho hasiahana koa: Tsy fitsantsanam-bavan' izay vehivavy re izany [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |