| Entrée | 1 fitsararaka | 
| Radical | 2 tsararàka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Toetran' ny akanga mitsararàka, feon' ny akanga maneno: Efa nahaheno ny fitsararakan' ny akanga ve ianao? [1.1] | 
| Vocabulaire | 5 Zoologie: (en général) | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |