| Entrée | 1 fitsilanesana | 
| Radical | 2 tsilany | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fandriana ka ny lamosina no atao ambany, izany hoe ny maso miandrandra ambony: Ny filanesana no fomba fandriana ahazoana aina tsara indrindra [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |