| Entrée | 1 fitsindrantsindranana | 
| Radical | 2 tsindrantsindrana | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fikorontànan' ny volo fa misy mitsangantsangana na mitsingatotra Fipelipelehan' ny zazavavy tsy mahapetraka fa manketsy mankeroa noho ny tsy fahamaotinana [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |