Entrée | fitsindrohana (tsindroka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fitsaingohan' ny vavam-borona voan-javatra amin' ny tany: Ny fitsindrohan' ny vorona ny voa amin' ny tany no ivelomany Fandraisana zava-pihinana latsaka amin' ny tany: Nifaninana tamin' ny fitsindrohana ny voankazo latsaka tamin' ny tany ny ankizy [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |