|
|
|
|

Entrée1  fitsipika
Partie du discours  2  nom
Radical  3  tsipika
Explications en malgache  4  [1.1] Fitaovana enti-manipika: Fitsipika hazo no novidiko ho an-fanako
Lalàna, didy, tsy maintsy arahina: Toy izao ny fitsipi-pifehezana eto amin' itỳ sekoly itỳ
Filàmatra, ohatra: Azo atao fitsipika harahina mihitsy ny fitondrantenany
Explications en anglais  5  [1.7] a principle, a rule or regulation
Explications en français  6  [1.3#783] Ce qu’on peut rayer, manière de rayer, la règle
Figuré: règle de conduite, règle de foi
7  [1.8, 1.13] règle, règlement
8  [1.8] principe
Exemples  9  [2.332] Fitsipika telo no narahin'ny mpanoratra amin' ity boky ity;
10  [1.320] Avoaka amin' ny Gazetim-panjakan' ny Repoblika ny fitsipika anatiny.
Tous les mots composés  11  18 mots contenant fitsipika

Anagrammes  12 fipitsika, 13 fitsipika

Mis à jour le 2025/09/13