Entrée | fivahiniana (vahiny) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fandehanana any an-tany lavitra, any an-trano na tanin' olona ka mandalo ihany fa mbola hiverina any an-tanin' ny tena: Nanao ahoana ny fivahinianao tany Belzika? / Fivahiniana ihany ny fiainana eto an-tany [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |