| Entrée | 1 fivatsiana | 
| Radical | 2 vatsy | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fitondrana vatsy na sakefo entina hivahiny: Ny fivatsiana no zavatra voalohany atao roba misy dia kasaina Fitondrana, firongoana: Inona no hevitr' izao fivatsiana fiadiana izao [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |