| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 fivazinana | 
| Fototeny | 2vazina | 
| Sokajin-teny | 3 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Faharevoana amin' ny zavatra iray ka tsy mahatandro ny voninahiny intsony [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 L’action de s’appliquer de toutes ses forces sans s’occuper de son honneur [1.3] | 
| Fivaditsoratra | 6 fivazinana, 7 fivizanana | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |