| Entrée | 1 fivelarana | 
| Radical | 2 velatra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fisokafan' ny zavatra iray nikombona na nihorona: Fivelaran' ny boky / Fivelaran' ny raozy Fotoana isehoan' ny hery na hatsaran' ny zavatra iray: Matokisa fa fotoana fivelaran' ny sain' ny zaza indrindraizao taonany izao Fitsorana mivalampatra tsara: Akory izany fivelarany teo ambony posy Fihaingoana, firaratana: Fivelaran' ny olona ny andro fety [1.1] | 
| Explications en français | 5   développement, épanouissement, expansion [1.13] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |