Entrée | 1 fiveravera |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 veravera |
Explications en malgache |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra miveravera, izany hoe voatsikerakera, voavohavoha; toetran' ny olona miveravera, izany hoe mitavozavoza, tsy kinga |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |