Entrée | fivikivikiana (vikiviky) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Famindràna mailamailaka, fandehanana amim-paharisihana: Faly Ikoto fa nomen-dreniny vola, ka akory izany fivikivikiany nankany antsena [1.1] | |
Synonymes | fivikiviky | |
Mis à jour le 2023/01/05 |