Entrée | fivimbinana (vimbina) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fitondrana zavatra amin' ny tanana: Tsy misy mahamenatra ny fivimbinana an' io kitapo io Fiarovana, fitahiana: Ny fivimbinan' Andriamanitra anie homba anao [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |