|
|
|
|

Entrée1  fivoahana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  voaka
Explications en malgache  4  [1.1] Fialana ao an-trano mankany ivelany: Tsy tsara ny mihiboka foana ao an-trano; mahasalama tokoa ny fivoahanakely isan-kariva
Varavarana ahazoana miala ao an-trano mankany ivelany: Misy fivoahana telo itỳ trano ity
Filazana am-pahibemaso: Tamin' ny Alakamisy teo ny fivoahan' ny lalàna momba ny fampianarana
Toerana fivalanana na fivalanan-drano: Atsy atsimon-trano ny fivoahana raha ho any ianao
Explications en français  5  [1.13] sortie, issue, échappement
Exemples  6  [2.4#] Tsy nisy "aiza sy aiza" fa tongotra an-katoka namonjy ny vavahady fivoahana.
7  [4.27#] Mbola mety ho vita amin' ity taona ity ny fivoahana amin' ny Tetezamita amin' ny alalan' ny fifidianana.
Tous les mots composés 
Illustrations 

Anagrammes  12 fahoviana, 13 fiovahana, 14 fivoahana

Mis à jour le 2025/09/12