|
|
|
|

Teny iditra1  fivoarana
Fototeny  2 voatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiovana ho tsaratsara kokoa; fivelaran' ny toetra ho tsaratsara kokoa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 evolution; improvement [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 évolution, développement; amélioration [1.8]

Fivaditsoratra  7 fariovana, 8 fiarovana, fivoarana, 9 voafirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08