|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fizakana
Fototeny  2zaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fiaretana, fandeferana: Zava-tsarotra ny fizakana ny latsa sy ny eso.
5Fandidiana, fandaharana: Ny fizakako ny fananako.
6Fitondrana, fananana: Fizakana ny zo malagasy. [1.1]
Ohatra  7 Nilaozana izy, ary tsy nahonon-tena amin' ny fizakana samirery ny lanjan' ankizy efatra. [1.369#]
8 Ny fizakana zo iray anefa dia mety miankina amin' ny fifamaliana eo amin' ny samy firenena. [4.27#]

Teny iditra (2/2)9 fizakana
Fototeny  10zaka
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny malagasy  12Fitenenana, firesahana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12