| Entrée | 1 fizotra | 
| Radical | 2 zotra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fomba na toetran' ny zavatra na olona mizotra, izany hoe mandeha milamina tsara: Araho tsara ny fizotron' ny tantara [1.1] | 
| Explications en français | 5   processus; déroulement [1.13] | 
| Exemples | 6   Ka ny marika hahalalana fa nahazo tsodrano avy amin' ny Razany ny olona, dia hita (tsapan' izy tompony) mandeha tsara fizotra
[2.245#] 7 Ny Filohan' ny Repoblika no filoham-panjakana ray aman-dreny, miantoka amin' ny alalan' ny fanelanelanany ny fizotra ara-dalàna [2.445#] | 
| Tous les mots composés | 8 fizotry ny fanandramana | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |