| Entrée | 1 fohina |
| Radical | 2 foka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Trohina, sintonina: Fohin' ny hainandro ny ranonando Ritina: Fohin' ny tany ny ranonorana Trohina ary atelina: Fohin' ny orona ny rivotra / Fohin' ny olona ny sigara [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be inhaled; to be absorbed [1.7] |
| Explications en français |
6 qu'on hume; qui est absorbé comme par une éponge [1.8] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 12 fanohy, 13 fohany, 14 fohina, 15 hifona, 16 hinofa |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|