|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  foizina
Fototeny  2 fo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mora tezitra aoka izany, kitokitoina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 [fo, the heart.] Crabby, sour, easily provoked, morose, impatient.. [1.2]
6 short-tempered. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 enclin à la colère. [1.8]

Teny iditra (2/2)8  foizina
Fototeny  9 foy
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  11 Atao izay hahavakian' ny atody misy azy.
12 Potsirina, vonoina: Foizo io hao io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 to be suppurated, as a boil.. [1.2]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Voambolana  18  Fahasalamana

Fivaditsoratra  19 fizoina, 20 foizina, 21 Zifiona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11