|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 foko |
| Fototeny | 2 fo |
| Sokajin-teny | 3 endritenin' ny hoe fo |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 my heart
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 mon coeur
[3.1] |
| Ohatra |
6 Mafy toy ny vato ny foko!
[2.508]
7 Tsy nitepo intsony ny foko. [2.4] 8 Nafana ny foko tato anatiko; [2.996] |
| Teny iditra (2/4) | 9 foko |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Fiaviana nisehoana, firazanana: Na foko inona ianao na foko inona dia Malagasy ihany
12 Ny fitambaran' ny olona iray fiaviana: Ny foko Antaimoro dia iaraha-mahalala fa taranaky ny Arabo [1.1] 13 vondrona iray razana, iray fomba amam-panao [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 a tribe, a caste, a group
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 tribu
[1.3.fr#181, 1.8, 1.13] 16 caste, groupe [1.3.fr#181, 1.8] 17 famille, secte, classe [1.3.fr#181] 18 Pour les hommes : la lignée humaine, ou gens au sens latin du terme 19 Pour les plantes : tubercule, rhizome ou partie souterraine subsistant après la destruction des parties aériennes et capable de régénérer la plante. [1.196] |
| Ohatra |
20 Ny foko Antaisaka no ao atsimony.
[2.508]
21 Ny foko tatsimo tamin' ny taon-jato. [2.113] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 27 Fikambanana 13 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 28 foko |
| Sokajin-teny | 29 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
30 (du malais pukuk : la souche) Plus spécialement le tubercule de Pycnoneurum junciforme Decne. (Apocynaceae). On le recherche souvent dans les prairies où il pousse spontanément ; il sert d'aliment en période de disette ou pour les enfants qui gardent les boeufs. Voir aussi fokotohatse.
[1.196] |
| Voambolana | 31 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (4/4) | 33 foko |
| Sokajin-teny | 34 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
35 D'après Descheemaeker, ce nom est également donné à Eriosema procumbens Benth. (Fabaceae) qui a une souche charnue lui permettant de résister dans les prairies soumises aus feux périodiques.
[Betsileo]
[1.196] |
| Voambolana | 36 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | foko, 38 kofo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|