|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fondra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 a species of golden-thrush or oriole, belonging to a genus peculiar to Madagascar. Cyanolanius bicolor, L. Same as pory and sarahesa [Sakalava] [1.2]
Voambolana  4  Haibiby: vorona
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)6  fondra
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 ala misy zavatra hafa maniry ho an'ny lambo [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  9 low ground, sunken ground, a marsh [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 Végétations des lieux humides, des marécages. On dit aussi alam-pondra [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  11  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  12 alam-pondra
Kamban-teny rehetra  13 alam-pondra

Fivaditsoratra  14 fandro, fondra

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08