|
|
|
|

Entrée1  fongatina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  fongatra
Explications en malgache  4  [1.1] Hadina avy ao anaty tany: Misy faty tadiavin' ny olona fongarina etoamin' ity toerona ity
Velomina indray: Misy tsy tsara hofongarina ny fomba fahiny sasany
Tsahivina indray, nefa efa navalon' ny fanadinoana: Aza fongarina ny hadisoana taloha
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Synonymes  9  fongarina

Mis à jour le 2025/09/12