| Entrée | 1 foto-kevitra | 
| Mots élémentaires | 2 fototra, 3 hevitra | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   zavatra iompanana na ijoroan' ny hevitra [1.1] 6 fitambaran'ny fomba fisainana sy ny finoana ananan'ny antokon'olona iray manaraka ny vanimpotoana [1.13] | 
| Explications en français | 7   idéologie [1.13] 8 thèse [1.66.fr#918] 9 thème [1.5#143] | 
| Exemples | 10   Mitory ny zavamisy ara-tantara mba hiezaka hanafaka ny Quart Monde, tsy maintsy nitaky fandrafetana fotokevitra sy asa hafa kely taminay izany.
[1.369#] 11 Tany am-boalohany dia nanenika ny sehatra rehetra ny tafika noho ny fotokevitra sosialista avy amin' ny filoha Didier Ratsiraka manao hoe « ny miaramila dia mpitolona manao fanamiana. [4.27#2012/09/17] | 
| Vocabulaire | 12 Philosophie | 
| Synonymes | 13 firehan-kevitra | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |