|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 gagilahy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 (fahasimban' ny hoe gigalahy) Kingalahy, famantsilahy, sifotra antitra
[1.1] 4 Mr. Richardson nihevitra ity ho fiovan' ny hoe gagalahy; mompera Malzac kosa milaza azy ho fiovan' ny hoe gigalahy. Samy tsy re eto Imerina anefa ireo; ny heno matetika dia ny hoe gaigilahy, gaigibe. Koa ataonay fa ny marina dia izao: fiovan' ny hoe gaigilahy izy. Ny heviny dia fandokafana hoe: kanto, fatratra, fetsy, kinga mahay. Toy izany koa ny hoe gaginy. [1.10] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 Same as adalalahy Probably a corruption of gagalahy
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 (corruption de gigalahy), qui a l'expérience, consommé dans
[1.3] |
| Fivaditsoratra | gagilahy, 7 gigalahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|