| Entrée (1/2) | 1 gaza | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Toetra fahatelo mety hananan' ny zavatra, izay tsy vaingana na tsiranoranony ka tsy bita-maso ary azo fintinina ao anaty toerana kely dia kely nefa mety hihanaka eran' ny toerana malalaka koa: Ny etona na fofon-drano dia gaza [1.1] | 
| Vocabulaire | 4 Chimie | 
| Entrée (2/2) | 5 Gaza | 
| Partie du discours | 6 nom propre (biblique) [Liste complète] | 
| Explications en anglais | 7   Gaza; [2.996] | 
| Explications en français | 8   Gaza [2.996] | 
| Exemples | 9   ilay avy tany gaza dia namaky an' i Jodia sy Samaria;
[1.38] | 
| Vocabulaire | 10 Ecritures Saintes | 
| Citations bibliques | 11 Chapitres et versets citant Gaza | 
| Article | 12 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Gaza | 
| Anagrammes | 13 Gaza, gaza | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |