Entrée | gonehina | |
Partie du discours | verbe passif | |
Explications en malgache | Zaza mohaky ny fampihantana azy [2.643] | |
Exemples | Ary noho ny fahasahiranan' Ineny dia noraisin' Idadabe sy Inenibe, ray aman-drenin' Ineny ho taiza-keliny aho, tsy mba nataony zaza gonehina, na tahaka irony ankizy raikitro am-pitenenana hoe: "taizan' antitra ka vitan' ny tonom-bomanga.
[2.643] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |