|
|
|
|

Entrée (1/2)1  habakabaka
Partie du discours  2  nom
Radical  3  habaka
Explications en malgache  4  [1.1] Ny mangoana tsy misy afa-tsy rivotra manodidina ny tany, izay toa andohalambo miloko mangamanga manarona ny tany no fijery azy, antsoina koa hoe lanitra amin' ny fiteny mahazatra: Mahavariana ny fidadasiky ny habakabaka / Mihalontralona eny amin' ny habakabaka ny kintana
Explications en anglais  5  [1.2] amplitude, space, the sky, the firmament.
6  [1.7] the skies, the firmament
Explications en français  7  [1.8] le ciel, firmament
Exemples  8  [2.471#] Tsy namaly aho fa ny habakabaka maty masoandro no notazaniko.
9  [2.117#] Ny tany, ny habakabaka, ny rano dia samy ifamoivoizana avokoa.
10  [1.233#ririninanyandro] Jereo ny rahon' ny habakabaka fa mbola mety manopy manja ihany;
11  [1.287] Ny masonao no itiavako iny [h]abakabaka|abakaba iny / Sa ny masonao no tiako dia ny [h]abakabaka|abakaba-manga!
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Synonymes  16  habaka
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot habakabaka

Entrée (2/2)18  habakabaka
Partie du discours  19  nom
Explications en français  20  [1.19] derrière d'un boeuf. [Tankarana]
Vocabulaire  21  Zoologie: (en général)

Mis à jour le 2025/09/12