|
|
|
|

Entrée1  habokana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  boka
Explications en malgache  4  [1.1] aretin-koditra avy amin' ny mikraoby iray manokana izay mahatonga toy ny atoditody eny amin' ny hoditra ka eo amin' ny tarehy no betsaka indrindra; vetivety dia miova ny endrik' ilay marary ka toa mivontovonto hafahafa.
5  [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf] Jereo "Habokana (Aretin' i Hansen)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 191]
Explications en anglais  6  [1.2, 1.7] leprosy
Explications en français  7  [1.5, 1.6] lèpre
8  [1.3, 1.8] la lèpre
Explications en allemand  9  [1.56] Lepra
Exemples  10  [1.581#] Saingy raha miempaka ny olona voan'ny habokana dia tsy harary azy izany.
11  [1.581#] Raha mateti-pitranga eo amin'ny toerana misy anao ny habokana dia ento ho zahana ilay zaza.
Vocabulaire  12  Santé
Citations  13  Textes citant habokana

Mis à jour le 2025/09/12