|
|
|
|

Entrée1  hafetsena
Partie du discours  2  nom
Radical  3  fetsy
Explications en malgache  4  [1.1] Fahaizana, hakingana.
Explications en anglais  5  [1.7] guile, cunning
Explications en français  6  [1.8] ruse, artifice pour tromper
Exemples  7  [2.445#] Lalao madio tsy mba miaro hafetsena na fitadiavam-bola no ataonay.
8  [2.293#] dia nampangainy tamy ny Andriana ny harem-bahoaka lasany sy ny hafetsena nahazoany izany harena be izany.
Tous les mots composés 
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot hafetsena

Mis à jour le 2025/09/12