|
|
|
|

Entrée1  haisoratra
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  hay, soratra
Explications en malgache  4  [1.1] Fahaizana mandinika ny soratra, fahalalana momba ny soratra: Hivoaka atsy ho atsy ny tantaran' ny haisoratra malagasy
Explications en anglais  5  [1.7] prose
Explications en français  6  [1.8] prose
7  [1.5#132] littérature
Exemples  8  [2.285] Tantaran ny haisoratra malagasy, Fizarana I.
9  [2.606] Raha fintinina izany, dia azo lazaina fa tsy mitovy velively ny lanjan'ny fanabeazan'ny harivolana eo amin'ny fiarahamonina miaina amin'ny teny, sy ny an'ny haisoratra ao amin'ny fiarahamonina fehezin'ny soratra.
Tous les mots composés 
Vocabulaire  11  Littérature: (en général)

Mis à jour le 2025/09/12